|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  indraika
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison)
Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)5  indraika
Sokajin-teny  6  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tambahoaka] koa, indray
Tovy hevitra  8  indreka

Fivaditsoratra  9  andraiki, indraika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31