|
|
|
|

Teny iditra1  indreny
Fototeny  2  indry
Sokajin-teny  3  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-manondro olona na zavatra maro hita lavitra eny: Indreny lasa ny miaramila hanao sarinady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] behold! There! Lo! Here they are. A plural form.
6  [1.7] there they are!
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#280] les voilà, ceux-là
Ohatra  8  indreny ny tsiriry mamonjy toerana mangina tao Anosy. [2.499#]
9  Dia indreny ireto mpianaka va niditra ny ala matevina. [2.895#]
10  indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356#]

Fivaditsoratra  11  dreniny, endriny, indreny, indriñe

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22