Teny iditra indriako
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy, indrindra ny zazavavy mifankazatra: Indriako no tsy te handeha ho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Thou, you. A word used by women in a familiar style of address. Somewhat like My dear. Comp. Ialahy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Amie, camarade (entre femmes) ; cf. dràko, dria. (lòngo). [1.19]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31