Teny iditra indrindra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra
¶ Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko
¶ Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs. [Richardson 1885]
 especially; indeed; very, most [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay surtout; indique le degré superlatif; ex.: ny tsara indrindra, le meilleur [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31