Teny iditra indrisy
Sokajin-teny tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy alas! Alack! Beautiful! [Richardson 1885]
 alas! [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay hélas! [Hallanger 1974]

2009/09/05