Teny iditra indrisy
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Alas! Alack! Beautiful! [1.2]
 Alas! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Hélas! [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31