Teny iditra inefatra (efatra)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy four times [Richardson 1885]
Famaritana frantsay quatre fois [3.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
inefatra
inefatry
Ohatra 
1ny vehivavy raha miondrika inefatra, mahazo saina. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Koa dia nandefa tafika inefatra nankany Menabe Radama. [Randriamamonjy: Tantara, takila 121]
Teny nalaina 

2019/08/17