|
|
|
|

Teny iditra1  inefatra
Fototeny  2  efatra
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] four times
Fanazavàna teny frantsay  6  [3.1] quatre fois
Ohatra  7  ny vehivavy raha miondrika inefatra, mahazo saina. [2.332]
8  Koa dia nandefa tafika inefatra nankany Menabe Radama. [2.508]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Tambinteny :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny inefatra io

Fivaditsoratra  14  atrefina, fanarety, fara teny, faterany, fetranay, fietrana, finareta, firañeta, inefatra, irafetan, naefitra, nafetray, niefatra, nirafeta, rafetany, tafaerin

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21