|
|
|
|

Teny iditra1  Inenibe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  jereo neniBE [1.1]
Ohatra  4  Impiry isika no niresahan' inenibe. [2.528#]
5  Tompoko, hoy izy, nanao ahoana izay inenibe? [2.895#]
6  Tsy nahatsiaro tena aho, raha tsy efa ela, indroa andro, hono, hoy inenibe. [2.643#]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/09