Teny iditra | 1 Ineny |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin' ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] mother. A familiar word used by children in speaking of their nurses, or mother, or by any one in addressing an elderly woman. 5 [1.7] mother |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#280, 1.8] mère 7 [1.3#280] maman terme honorifique dont on se sert à l'égard des nourrices, des femmes âgées ou respectables |
Ohatra |
8 [2.332] Avy taiza hianareo mianaka, hoy ineny. 9 [2.529] Ny fahalalahany no nampitomany azy, ry ineny. 10 [2.499] Avia ange, manatona eto ineny malala, hoy Raozy. |
Voambolana |
11 Teny fanajana 12 Fifandraisana: fianakaviana |
Fototeny | 13 i, neny |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny Ineny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |