Teny iditra Ing
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny)
Famaritana malagasy  Ingahy [3.1]
Ohatra Azo lazaina ho takona tanteraka ny dian'Ing. Chissano sy Ing. Simao iraka avy amin'ny vondrona SADC tamin'ity indray mitoraka ity. [Gazetiko , 2013.04.13]
Voambolana 

2015/03/19