Teny iditra injany
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro amin' ny eritreritra feon-javatra tsy dia lavitra: Injany maneno ny lakolosy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy there he (she, it) is! (close at hand) [same as injay] [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le voilà! (tout près) [comme injay] [Hallanger 1974]

Teny iditra injany
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bezanozano] izany [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17