|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  injany
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-manondro amin' ny eritreritra feon-javatra tsy dia lavitra: Injany maneno ny lakolosy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] there he (she, it) is! (close at hand) [same as injay]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] le voilà! (tout près) [comme injay]

Teny iditra (2/2)6  injany
Sokajin-teny  7  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Bezanozano] izany
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  10  injany, jinina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31