Teny iditra inomana (inona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Nony nanontanian'i Hagamainty an' Andrianampoinimerina ny anaran'ny heloka tsy maintsy inomana dia izao no navaliny [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : inomana, inomako, inomanao, inomany, inomantsika, inomanay, inomanareo, inoman', inoman-, inomam-, inoma-
Ny lasa : ninomana, ninomako, ninomanao, ninomany, ninomantsika, ninomanay, ninomanareo, ninoman', ninoman-, ninomam-, ninoma-
Ny hoavy : hinomana, hinomako, hinomanao, hinomany, hinomantsika, hinomanay, hinomanareo, hinoman', hinoman-, hinomam-, hinoma-
Filaza mandidy : inomy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20