Teny iditra inspektera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Manamboninahitra amin' ny Polisy izay miandraikitra indrindra ny fikarohana ny mpanao ratsy sy ny famotorana na fakana am-bavany ny olona ahihina ho nanao izany [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: inspecteur.

2012/12/26