Teny iditra intsony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasombahoaka intsony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy no more, never more [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ne ... plus [Hallanger 1974]

2017/04/05