Teny iditra intsony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy No more, never more [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ne ... plus [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25