Teny iditra intsy
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao [1.1]

Teny iditra intsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Afzelia bijuga A. Gray ou Intsia bijuga (A. Gray) Kuntze (Fabaceae). Voir indrarinandra. [1.196]
Anarana siantifika Afzelia bijuga, Intsia bijuga
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31