|
|
|
|

Teny iditra1  iny
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#289, 1.7] that
5  [1.2#289] this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. It is also used when giving anythig to a person
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#280, 1.8] ce, cet, cette
7  [1.3#280] celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé
Sampanteny 
8  Mpisolo anarana :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21