Teny iditra iny ... iny
Singan-teny iny
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Tsofin'ny rivotra iny lay iny [2.442]
2Olona roa no maty iny alina iny [2.472]
3Zomà  iny andro ratsy tamiko iny [2.4]
4Taratasy inona iny nila sonia iny? [2.117]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20