Teny iditra iogoslavy
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Ny firenena na tompon-tany any amin' ny tanin' i Iogoslavia: i Belgrady no renivohitry ny Iogoslavia
¶ Momba an' i Iogoslavia, an' i Iogoslavia na avy any Iogoslavia: Repoblika enina no miforona ho fanjakana Iogoslavia [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: yougoslave.
Mpanahaka  Iogoslavia

2012/12/26