|
|
|
|

Teny iditra1  iorehana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Ohatra  3  Nafana tsy sahala amin' ny mahazatra, hono, ny fotoam-pivavahana tamin' iny alahady iny, niorehana, hono, ny toriteny. [2.4]
4  Nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (Lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  aherinao, ahinareo, hainareo, herainao, hianareo, hieranao, iorehana, irehanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21