|
|
|
|

Teny iditra1  ireny
Fototeny  2  iny
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] those (in sight); plur. of iny and io
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ceux-là (visibles)
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  9  ireny, niery

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21