Teny iditra ireo (io)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17