Teny iditra | 1 iresadresahana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
3 [2.470#44] Faly ery Rainitoandro mitazan-davitra ny taniny ary velom-panantenana ny fony, tsy tahaka ilay indray takariva teo amorom-patana niresadresahany tamin' ny vavy |
Fototeny | 4 resadresaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |