Teny iditra | 1 ireto |
Fototeny | 2 ito |
Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#291] those, these. Plural of ito, which is obsolete except in compounds 6 [1.7.en#32] these quite near (in sight) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] ceux-ci, celles-ci; ces 8 [1.8] ceux-ci, tout près (visibles) |
Ohatra |
9 Tsy nisy niteny ireto namany. [2.499] 10 Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? [2.48] 11 Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [2.559] |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 13 ireto, oreti |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |