Teny iditra irokatra
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana frantsay Ce, celui-là, celle-là; voilà [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra iroa ~ iroakatra ~ iroana ~ irokitra ~ irony
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra tandrefana ity, tatsinanana irokatra. [Rabemolaly: Fary, takila 111]

Teny iditra irokatra (iroa)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bezanozano] etsy sy ary [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17