Teny iditra | irokatra | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce, celui-là, celle-là; voilà [1.3] | |
Ohatra | tandrefana ity, tatsinanana irokatra.
[2.285] | |
Tovy hevitra | iroa ~ iroakatra ~ iroana ~ irokitra ~ irony | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Teny iditra | irokatra (iroa) | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Etsy sy ary [1.78] | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Fivaditsoratra | irokatra, ra otrika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |