Teny iditra irotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Espèce de soie indigène teinte en noir [1.3]
Voambolana 

Teny iditra irotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' irotra
Sampanteny 
 
Tovy hevitra iritra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31