Teny iditra (1/3) | 1 isaky |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe isaka |
Ohatra |
3 [2.356#] Nisy farafara 6 isaky ny efitra. 4 [2.606#] Ka isaky ny misy sorona dia avoaka izy. |
Teny iditra (2/3) | 5 isaky |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.19] [Tankarana]
amitié particulière. |
Teny iditra (3/3) | 8 isaky |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Bara]
isa |
Fivaditsoratra | 11 asiki, isaky, ïsika, isika, saiky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |