|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  isa lava
Singan-teny  2  isa, lava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] isa tsy asiana avakavaka fa atao mitovy amin' ny fanisana na ny kely na ny lehibe

Teny iditra (2/2)5  isalava
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tambahoaka] fanisana (recensement)

Fivaditsoratra  8  isalava, isa lava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08