Teny iditra | 1 isamborana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fototeny | 3 sambotra |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#569] |
Ohatra |
9 [2.895#] Tsy misy azo isamborana azy ireo raha tsy miray hina isika. 10 [2.587#] Koa aza dia isamborana izay vava diso lahy, ary aza dia itsimponana izay teny latsaka, fa ray aman-dreny hianao. |
Fivaditsoratra | 11 isamboaran, isamborana, nisamboara, rambosanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |