Teny iditra | isam-pangady | |
Singan-teny | isa ; fangady | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] (isampangady) hetra isam-pangady [1.78] | |
Ampahany (tokony ho intelon' ny vata: 6 dal) amin' ny vary vokatra izay omen' ny olona ny mpanjaka mba ho fankatoavana azy amin' ny maha-tompon' ny tany azy. (Raha menabe ny tany, dia an' ny mpanjaka manontolo ny isam-pangady, fa raha menakely kosa, dia animahana ho an' ny tompomenakely ka raha Andriamasinavalona ilay tompomenakely dia omena ny antsasany ary raha zanak' andriana kosa, tsy omena afa-tsy ny ampahadiminy [1.1] | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny isam-pangady io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23 |