Teny iditra isan > isa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy One, each, every [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3]
 Un, chacun [1.8]
Marika iraisam-pirenena  1
I [3.1]
Ohatra 
1Tokony ho 80 no isany [2.649]
2Tsy hita isa ny vahoaka [2.366]
3fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona [2.59]
4Ny hetra aloa dia variraiventy isan' olo-miaina sy vary roa vata isam-pangady [2.508]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : isa, isany, isan', isan-, isam-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny Tantaran' i Madagasikara isam-paritra
Mpanahaka  iray ~ iraika
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra isan > isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A number [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nombre [1.3, 1.8, 1.13]
 Numéro [1.3, 1.8]
 Action de compter [1.3]
 Cardinal [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  Fanisana vaovao
Tsanganana sy sary iray takila Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra isan > isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [1.1]

Fivaditsoratra 

Teny iditra isan > isaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manan-kevitra hoe "amin' ny fotoana miverimberina" na "an' ny tsirairay" na "samy... rehetra" ka ny fampiasa azy ireo dia toy izao:
-- Isaka no ampiasaina eo alohan' ny "izay": Isaka izay miteny izy dia diso
-- ny isaka dia tonga isaky eo alohan' ny mpanoritra anarana: Isaky ny zoma / Isaky ny miteny
-- na lasa isan' eo alohan' ny anarana tsisy mpanoritra: Isan-jomà, isan' alina, isan' olona [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : isaka, isaky, isan', isan-, isam-
Kamban-teny 

Teny iditra isan > isaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (la racine saka, très ancienne, a beaucoup perdu de son usage ; c'était l'action de cueillir au sens le plus large. On la retrouve dans l'expression misaka-hazandrano : capturer à la main des poissons ou d'autres petites proies ; et aussi dans le mot sakafo, aujourd'hui : le repas ; jadis le produit de la cueillette saka qu'on avait passé au feu : afo). Nom donné à plusieurs plantes dont les feuilles ou les bourgeons étaient cueillis pour des fins alimentaires.
[Bara] Kalanchoe grandidieri Baill. (Crassulaceae). Les feuilles charnues, gorgées d'eau, étaient consommées en période de disette.
[Mahafaly, Sakalava] Poivrea grandidieri (Drake) H.Perrier (Combretaceae) : les graines, riches en matières grasses, étaient consommées en cas de disette. Aujourd'hui, on les administre plutôt aux enfants comme vermifuge. [1.196]
Anarana siantifika Kalanchoe grandidieri, Poivrea grandidieri
Voambolana 

Teny iditra isan > Isaka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Isaka [2.996]
 Isaac [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Isaac [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Isaaka
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Teny iditra isan > isana (isa)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isana, isako, isanao, isany, isantsika, isanay, isanareo, isan', isan-, isam-, isa-
Ny lasa : nisana, nisako, nisanao, nisany, nisantsika, nisanay, nisanareo, nisan', nisan-, nisam-, nisa-
Ny hoavy : hisana, hisako, hisanao, hisany, hisantsika, hisanay, hisanareo, hisan', hisan-, hisam-, hisa-
Filaza mandidy : isao