Teny iditra isaorana (saotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy To be thanked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pour quoi on remercie, femme qu'on répudie, motif du divorce [1.3]
 Qu'on remercie; pour qui on remercie [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isaorana, isaorako, isaoranao, isaorany, isaorantsika, isaoranay, isaoranareo, isaoran', isaoran-, isaoram-, isaora-
Ny lasa : nisaorana, nisaorako, nisaoranao, nisaorany, nisaorantsika, nisaoranay, nisaoranareo, nisaoran', nisaoran-, nisaoram-, nisaora-
Ny hoavy : hisaorana, hisaorako, hisaoranao, hisaorany, hisaorantsika, hisaoranay, hisaoranareo, hisaoran', hisaoran-, hisaoram-, hisaora-
Filaza mandidy : isaory
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20