Teny iditra isikinana (sikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ny fitafiana taloha tany an-tendrony dia hodi-kazo (fato), kapohina ho malemy, dia isikinana. [1.437]
2Hozaraintsika roa ny filazana izany: ny momba ny lamba asampina ary ny momba ny lamba isikinana. [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isikinana, isikinako, isikinanao, isikinany, isikinantsika, isikinanay, isikinanareo, isikinan', isikinan-, isikinam-, isikina-
Ny lasa : nisikinana, nisikinako, nisikinanao, nisikinany, nisikinantsika, nisikinanay, nisikinanareo, nisikinan', nisikinan-, nisikinam-, nisikina-
Ny hoavy : hisikinana, hisikinako, hisikinanao, hisikinany, hisikinantsika, hisikinanay, hisikinanareo, hisikinan', hisikinan-, hisikinam-, hisikina-
Filaza mandidy : isikino
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20