Teny iditra | israelianina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Israely: Mitokantokana tsy maro namana intsony ny Israelianina ankehitriny Mikasika an' i Israely, an' i Israely na avy any Israely: Milina israelianina itony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Israeli [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Israélien, israélienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: israélien. | |
Tsipelina hafa | Israely | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |