|
|
|
|

Teny iditra1  itaizana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#649]
Ohatra  4  [2.606#] Ny fomba amam-panao no isan'ny fitaovana iray makadiry itaizana ny ankizy, sy ikolokoloana ny lehibe ao anatin'ny fiarahamonina masikoro.
Fototeny  5  taiza
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  ataizany, itaizana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21