|
|
|
|

Teny iditra1  itandrovana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#668]
Ohatra  4  [2.346] Raha any aminareo no misy zavatra hatao, lazaina fa raharaha lehibe dia lehibe, "hetsik' Andriananahary", tsy maintsy vonjena, tsy azo atao azon-tsampona, tsy maintsy efaina, ary tsy itandrovana izay ho lany.
Fototeny  5  tandro
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  itandroana

Fivaditsoratra  11  androvitana, itandrovana, navanditrao, notavandrai, voatandrina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21