|
|
|
|

Teny iditra1  itantarana
Fototeny  2  tantara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#677]
Ohatra  5  Koa hitantsika amin' ireny santionany vitsivitsy ireny fa mba nanan-javatra azo itantarana azy ihany ny ntaolo. [1.318#]
6  Eo an-tokotanin'ny mpisoro na loham-poko no itantarana ny momba ny razana sy ny angano mbamin'ny hainteny isan-karazany. [2.606#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 itantarana, 12 tantaraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12