| Teny iditra | 1 itena |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antesaka] ianao
[1.78] 4 Misolo ny olona itenenana raha tokana, ary tsy manaja, ifanaovan' ny olona tezitra, indrindra ny vehivavy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 you (singular) used familiarly; often disrespectful
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tu, toi; familier ou trivial
[1.8] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
7 label='pns' run='pronouns?w=itena' /> |
| Fivaditsoratra | 8 ateny, itena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|