|
|
|
|

Teny iditra1  itiavo
Fototeny  2  tia
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony itiavana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#702]
Ohatra  5  [2.298#54] Fa ny zavatra hafa no itiavo olona, fa ny fanjakana aza entina amin-kena-maso.
6  [2.347] any lehilahy lasa izany, no mba itiavo azy koa, fa io no tenany no asian-tsoa, io no hazo tapaky ny sampy, vorona fanpva hena, velona fanovan' ny maty, ary akaiky amoizana ny lavitra.

Fivaditsoratra  7  iavoty, itaovy, itiavo, itovia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21