Teny iditra itoy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] ity (zavatra raisina) [Rakotosaona 1972]
 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itoy ~ Itony ka tena zavatra! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy this [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay celui-ci, ce [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra itony
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Ka nahita hevitsy hoe : - Tsika koahe hiasa laka hisantsika amin'itoy ranobe toy. [Razafiarivony: Harivolana, takila 176]

2019/08/17