| Teny iditra | 1 iva dia iva |
| Singan-teny | 2 iva, 3 dia |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fitokoavana |
5 iva dia iva [1.1#454] |
| Ohatra |
6 hoy Dr Joely tamin' ny feo iva dia iva.
[2.529#125]
7 Ny trano nitoerany dia trano kely tampify, iva dia iva sady ety dia ety, ka tsy mahazo mitsotra akory izy eo am-pandriana. [2.285#286] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/11 |
|