Teny iditra | ivaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fanarahana ny tena lalana, fanavatsavana sy fanitsiana fotsiny amin' izao. [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | ivakivaka | ||||||||||||
Fivaditsoratra | akavy, ivaka, kavia, vaika, viaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |