|
|
|
|

Teny iditra1  ivelezana
Fototeny  2  vely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#823]
Ohatra  5  Itondrana faneva, ampiam-bozonina voasary mamy, ivelezana amponga. [1.437#]
6  Raha misy ady, na zava-dehibe hafa mitranga, dia kohina antsoina ny olona, na ivelezana amponga. [2.508#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20