Teny iditra ivo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny afovoany amin' ny velarana iray [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the middle, the center [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay le milieu, le centre [Hallanger 1974]
 centre, milieu [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  raivo ~ ranaivo
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny ivo ity (2): Ambohitraivo, Anivorano

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31