|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ivoho
Fototeny  2  voho
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] behind, on the back side
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] par derrière
7  [1.8] derrière, au dos, au revers
Ohatra  8  Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
9  fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895]
10  Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)28  ivoho
Fototeny  29  voho
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31  [1.13] réciproque
Voambolana  32  Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  33  ivoho, ovohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21