Teny iditra iza
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza olona: Ankizy iza no nandrovitra itỳ bokiko itỳ? nefa azo ilazana zavatra koa izy ka amin' izay entina manavaka ny iray amin' ny zavatra anankiroa na betsaka voalaza: Satroka iza amin' ireto no hovidinao?
¶ Manao ny ankabeazan' ny asan' ny anarana ary enti-milaza olona indrindra: Iza no nanambara izany vaovao izany taminao? / Zanak' iza itỳ zaza itỳ?, nefa mety hilaza zavatra na biby ny "iza" mpisolo anarana raha ta hanavaka ny iray amin' ny zavatra roa na betsaka: Iza no hoentinao amin' ireto omby ireto? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy who? [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui? [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra zovy
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17