|
|
|
|

Teny iditra1  izaho
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina:
Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.
(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny:
Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho).
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] see aho.
5  [1.7] I (emphatic)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] je, moi.
Manao izaho ity: faire l'important.
7  [1.5] je, moi (s'emploie au début de la phrase).
8  [1.6] [Tanala] je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho].
Fanazavàna teny italianina  9  [1.18] io
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Mpisolo anarana :
Kamban-teny 
Lohateny  17  Izaho – Atody niady amam-bato (Rahaingo Bruno)
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  19  haizo, hioza, izaho, ohazy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21